Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

Atrikasa fampiofanana amin’ny fanarahana ny « CADRE DE SENDAI »

Atrikasa fampiofanana amin’ny fanangonana tatitra sy famakafakana ireo atotan-kevitra ary fandrefesana ny fahavoazana vokatry ny loza ary ny fifehezana ny loza sy ny tandidondoza avy amin’ny alalan’ny fanaraha-maso ny « Cadre de Sundai » izay ahafahan’ireo mpiara-miombon’antoka manampy avy hatrany noho ireo tatitra voaray ho amin’ny fampihenana ny loza sy ny tandidon-doza eto Madagasikara. 

Fiofanana izay natao nadritry ny 3 andro tao amin’ny Carlton Anosy.
Niarahana tamin’ny Fanjakana Malagasy, nahitana ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, ny Firenena Mikambana « Système des Nations Unies », fampiofanana nokarakarain’ny UNDRR « United Nations Office for Disaster Risk Reduction » ary niarahana tamin’ny BNGRC izay natrehan’i Ramatoa Mami Mizutori « Répresentante Spéciale du Secrétaire générale des Nations Unies » izay tompon’andraikitra voalohany ny UNDRR.