Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

ATRIKASA FAMPIOFANANA IREO TANORA MPILATSAKA AN-TSITRAPO.

Tontosa ny 30 sy 31 Martsa 2023 tao Mananjary ny atrikasa fampiofanana ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo, tanjona  amin’izany dia ny fampivondronana ireo tanora mba hanohanana ny hetsika fanentanan’ireo vondrom-piarahamonina manoloana ny loza mety hitranga. Tanora miisa 17 no nisitraka ity fampiofanana ity, izay notohanan’ny UNICEF ara-bola, ny ODDL sy ny BNGRC no teo amin’ny fanatontosana sy ny lafiny ara-teknika rehetra. 

.

.

#MID

#BNGRC

#ODDL