Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

ATRIKASA FAMPIVONDRONANA IREO MPANAO GAZETY AN-TSARY SY AN-TSORATRA TAO MANANJARY.

Tontosa ny 27 Martsa 2023 tao Mananjary ny atrikasa fampivondronana ireo mpanao gazety an-tsary sy an-tsoratra tao amin’ny Faritra Vatovavy, izay natrehin’ Andriamatoa Préfet ny Mananjary sy ny Governoran’ny faritra Vatovavy ny fanokafana izany  tamin’ny fomba ofisialy. 

Mpandray anjara maro misehatra amin’ny serasera ao amin’ireo distrika telo ao amin’ny Faritra Vatovavy no nofanina nandritra ny roa andro, dia ny distrikan’ny Mananjary ; Nosy Varika ary Ifanadiana , tanjona dia iray ihany sahala amin’ny tany amin’ireo Faritra hafa efa nanatanterahina ity atrikasa ity izay notohanan’ny UNICEF ara-bola hatrany , ny ODDL no namolavola izany ary ny BNGRC no teo amin’ny tantsoroka sy ny nandray an-tanana ny teo amin’ny lafiny teknika dia ny fampiofanana ireo mpanao gazety.

.

.

#MID

#BNGRC 

#ODDL

#UNICEF