Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

ATRIKASA FAMPIVONDRONANA IREO MPANAO GAZETY TAO FITOVINANY.

Notanterahina ny faha 21 sy 22 Martsa 2023 tao Manakara ny atrikasa fampivondronana ireo mpanao gazety eo anivon’ny faritra Fitovinany.

Tanjona amin’izany ny hanatsarana ny kalitaon’ny fampahalalam-baovao ka ahamora ny fahazahoana vaovao ho an’ny vondrom-piarahamonina rehetra, indrindra ny any amin’ireo faritra atahorana amin’ny fiantraikan’ny rivodoza sy ny ranobe. Mpandray anjara miisa 18 izay avy amin’ny distrika 03 (telo) ao amin’ny faritra Fitovinany no nisitraka izany. 

Ity atrikasa ity no tontosa dia vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny UNICEF Madagascar mpiara-miombon’antoka tamin’ny fanatanterahana izany.

 

#MID

#BNGRC 

#UNICEF