Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

BNGRC 30 MARTSA 2023 – FANAMPIANA VOARAY AVY AMIN’NY MALALA-TANANA “GROUPEMENT DES ENTREPRISES FRANCHES ET PARTENAIRES” HO AN’IREO TRABOINA VOKATRY NY FANDALOVAN’ILAY RIVODOZA FREDDY.

Noraisin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC NY Jeneraly ELACK Olivier tety amin’ny biraony ireo solon-tena avy ao amin’ny “Groupement de Entreprises Franches et Partenaires” na GEFP izay tonga nanolotra fanampiana ho an’ireo traboina vokatry ny fandalovan’ilay rivodoza FREDDY, fanampiana vary milanja roapolo gony ; voamaina iray gony ronono iray baoritra ary savony bara iray sy lamba firakotra somacou miisa telo baoritra.

 

 

#MID

#BNGRC