Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

BNGRC – CARAVANE HUMANITAIRE : NAHAZO NY ANJARA FANAMPIANA IHANY KOA NY KAOMININA BETIOKY ATSIMO.

Nitohy tao amin’ny kaominin’Ambonivohitry Betioky Atsimo ny hetsika “Caravane humanitaire” izay tarihin’ny BNGRC miaraka amin’ny mpiara-miombon’antoka aminy dia ny PAM sy ny Fiadidiana ny Repoblika amin’ny alalan’ny DASP sy ny SPM.

Tokatrano miisa 219 na olona 1 100 eo ho eo no sitraka ireo fanampiana.

Marihina fa isany mpamokatra vary aty amin’ny faritra atsimo andrefana ity distrika ity fa noho ilay rotsak’orana be loatra nentin’ilay rivodoza Freddy dia maro ireo fambolena  no potika dobo rano.

.

.

#PrésidencedelaRépublique

#MID 

#BNGRC

#DASP

#PAM