Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

BNGRC – CARAVANE HUMANITAIRE : NISITRAKA NY FANAMPIANA IHANY KOA NY TAO ANKILIABO.

Kaomina ambonivohitr’Ankiliabo,kaominina tsy dia lavitra ny renivohitry ny Distrikan’i Ampanihy, isan’ireo voa mafy nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Freddy farany teo.

Betsaka ireo trano rava, simba ny voly noho ny tondradrano nateraky ny andro ratsy.

Isan’ireo kaominina nolalovan’ny Caravane humanitaire koa izy ireo ka nisitraka ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana ka fianakaviana miisa 210 na olona 1 050 no nisitraka izany. 

Vary 42 lasaka  amin’ny 50kg no natolotra ho an’ity Kaominina ity miampy voamaina 13 lasaka amin’ny 50kg ary Menaka 210 litatra.

.

.

#PrésidencedelaRépublique

#MID

#BNGRC 

#DASP

#PAM