Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

BNGRC-CARAVANE HUMANITAIRE : NITOHY TAO AMIN’NY COMMUNE TANANDAVA STATION NY FIZARANA FANAMPIANA.

Tokatrano 211 no nisitraka ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy ahitana ny Fiadidiana ny Repoblika amin’ny alalan’ny DASP(Direction des Affaires Sociales de la Présidence) sy ny SPM ary ny PAM(Programme Alimentaire Mondial) tato anatin’ilay hetsika caravane humanitaire, teto amin’ny kaominina Tanandava Station ato anatin’ny Distrikan’i Morombe. Ireo tena marefo amin’ny fivelomana noho ny hetraketrak’ilay rivodoza Freddy  ireto nojerena manokana ireto  ka  vary 2  taonina mahery miampy voamaina 43 lasaka amin’ny  50kg  ary menaka 211 litatra no notsinjaraina tamin’izy ireo.

.

.

#PrésidencedelaRépublique 

#MID 

#BNGRC 

#DASP 

#PAM