Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

NANDRAY ANJARA TAMIN’NY ATRIKASA MIKASIKA NY TETIKASA CIMOPOLEE TAO LA REUNION NY BNGRC.

Notanterahina ny 25,26,27 Aprily 2023 tao amin’ny SEAS-OI tao amin’ny nosy rahavavy La Réunion ny atrikasa izay ao anatin’ny tetikasa Cimopolée – mahakasika indrindra ny sarintany momba ny fiantraikan’ny voina eto Madagasikara. 

Nandray anjara feno tamin’izany ny BNGRC, tamin’ny alalan’ny teknisiana iray avy ao aminy. 

Ny tanjona tamin’ity atrikasa ity dia ny hirosoana amin’ny fametrahana rafitra sy fitaovana fanaraha-maso ny fitantanana ireo voina eto Madagasikara.

Ny #SpaceClimateObservatory moa no mamolavola ny tetikasa ary ny #CNES no mamatsy vola izany.

.

.

#MID

#BNGRC