Vary fotsy 1 taonina no natolotry ny orinasa “Brador Madagascar” ny 04 Aprily 2023, hoan’ireo traboina nandritra ny fandalovan’ny Rivodoza Freddy lasa teo.
Ny Prefen’i Toliara SOLONDRAZA Arson Theodolin Lydore Adoré sy ireo mpiaramiasa aminy no nandray ireto fanampiana ireto no sady nanolotra fisaorana hoan’ireto mpanao asa soa ireto.
Vohinkava mahatratra tokoa hoy ny fitenana.
.
#MID
#BNGRC