Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe
13 octobre: Journée Internationale pour la Réduction de Risques de Catastrophe

Vaovao farany avy any soanierana ivongo.

Tafakatra dimy amby efapolo (45) ireo razana hita teny amorontsirak’i Sainte Marie ary ny iray fanampiny dia hita tao Antsiraka , efa ao Vavatenina daholo ireo razana hita ireo.
 
Mbola any an-toerana hatrany ny Tale Jeneralin’ny BNGRC hatramin’izao ora hanoratana izao.