Notanterahina tao amin’ny PK0 Soarano ny 19 sy 20 May 2022 lasa teo, tamin’ny alalan’ny fampiratiana ireo asa iantsorohan’ireo mpiantrehatra amin’ny fanampiana ny maha-olona ny fankalazana ny volan’ny fiahiana ara-tsosialy.
Mpiantsehatra maro no nandray anjara tamin’izany, izay notarihan’ny Ministeran’ny mponina, ny fihaina ara-tsosialy sy ny fampivoarana ny vehivavy, ny BNGRC dia anisan’ny nandray anjara tamin’izany.