janvier 18, 2022 7:37 am
Publié par sylvano
Notanterahina ny 6 -7- 8 Desambra 2021 ny atrik’asa fanavaozana ny drafitra enti-miatrika ny rivodoza sy ny tondradrano ho an’ny... Voir l'article
janvier 18, 2022 7:29 am
Publié par sylvano
Nanatantreka “team building” taty @ Faritra Analanjorofo ny vovonana nasionaly misahana ny serasera ho amin’ny fiovana sy ny serasera ho... Voir l'article
janvier 1, 2022 7:19 pm
Publié par sylvano
Manatanteraka tetik ’ asam-pikarohana mikasika ny fampihenana ny loza sy ny tandindondoza ny sampandraharaha japoney misahana ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena (Japan International Cooperation Agency - JICA)
janvier 1, 2022 7:01 pm
Publié par sylvano
Ho tohin’ny asa fitantanana ny ady atao amin’ny KERE aty Atsimon’ny Madagasikara dia nanatanteraka fizarana fanampiana ho an'ireo tokantrano miisa 70 837 aty amin’ny tapany Atsimo ny Fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny BNGRC.
décembre 7, 2021 2:46 pm
Publié par sylvano
Mitohy ny asa ary mipetraka ho vaindohan-draharaha sy laharam-pahamehan’ny fanjakana hatrany ny ady amin’ny Kere ho an’ny vahoaka aty atsimon’ny Nosy.
décembre 7, 2021 2:44 pm
Publié par sylvano
Tafakatra dimy amby efapolo (45) ireo razana hita teny amorontsirak'i Sainte Marie ary ny iray fanampiny dia hita tao Antsiraka , efa ao Vavatenina daholo ireo razana hita ireo.
décembre 3, 2021 10:31 am
Publié par sylvano
Manatanterakana atrik'asa mahakasika ny serasera sy ny fandraisana anjaran’ny fiaraha-monina hiomanana amin’ny rivodoza sy ny ranobe eto amin'ny Faritra Analanjirofo ny BNGRC.