juillet 6, 2022 6:28 pm
Publié par sylvano
Tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza nifanesy tamin’ity taom-pahavaratra 2021-2022 ity, dia niara-nivondrona indray ireo mpisehatra amin’ny haitao ara-kajy mirindra na «... Voir l'article
juillet 6, 2022 6:21 pm
Publié par sylvano
Omaly Alakamisy ary nitohy androany Zoma ny atrik’asa fanavaozana sy fampiofanana ireo kaomitim-paritra misahana ny fitantanana ny loza sy ny... Voir l'article
juillet 6, 2022 6:02 pm
Publié par sylvano
Nankalaizana ny faha 23 sy 24 Jona 2022 tao amin’ny biraon’ny Ministera misahana ny Asam-panjakana ny fankalazana ny andro AFRIKANA... Voir l'article
juillet 6, 2022 5:41 pm
Publié par sylvano
Atrikasa fampiofanana amin’ny fanangonana tatitra sy famakafakana ireo atotan-kevitra ary fandrefesana ny fahavoazana vokatry ny loza ary ny fifehezana ny... Voir l'article
juillet 6, 2022 5:35 pm
Publié par sylvano
Noho ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAI tamin’ny Faritra Haute Matsiatra dia natao mialoha ny fiomanana miaraka amin’ireo tompon’andraikitra any an-toerana mba... Voir l'article
juillet 6, 2022 5:23 pm
Publié par sylvano
Notanterahana ny talata sy alarobia lasa teo ny atrikasa fakana ireo hevitra ifotony mikasika ny faharefoana sy fiomanana ny fiatrehana... Voir l'article
juillet 6, 2022 5:16 pm
Publié par sylvano
Mamita iraka any Bali - Indonesia ary mamonjy ny Fihaonamben’ilay Vovona Iraisam-pirenena ho an’ireo mpiantsehatra ao anatin’ny fampihenana ny tandindondoza amin’izao fotoana izao ny Tale Jeneralin’ny BNGRC
juillet 6, 2022 5:05 pm
Publié par sylvano
Notanterahina tao amin’ny PK0 Soarano ny 19 sy 20 May 2022 lasa teo, tamin’ny alalan’ny fampiratiana ireo asa iantsorohan’ireo mpiantrehatra... Voir l'article
juillet 6, 2022 4:40 pm
Publié par sylvano
Tontosa ny Alaraobia 18 May 2022 teo ny fikasan’ireo ao amin’ny Fédération des Associations Malagasy de Mayotte (F.A.M.M.) ny hanolo-tanana... Voir l'article
janvier 18, 2022 7:43 am
Publié par sylvano
Nanatanteraka fidinanana ifotony taty amin’ny Distrikan’ Ampanihy Andrefana, Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian, ny faha 10 Desambra 2021. Nandritra izany fahatongavany... Voir l'article