avril 5, 2023 1:37 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Belalanda, Manombo, Ankilimalinika, Marofoty, Soahazo ary Analamisampy izay samy lasibatry ny ranobe nandritra ny fandalovan’ilay rivodoza FREDDY no nahazo ny... Voir l'article
avril 4, 2023 2:06 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Tokatrano 211 no nisitraka ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy ahitana ny Fiadidiana ny... Voir l'article
avril 4, 2023 1:44 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Taorian’ny Distrikan’i Sakaraha dia ny Distrikan’i Toliara II indray no nisitraka ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC sy... Voir l'article
avril 4, 2023 1:40 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Notanterahina ny 27 sy 28 Martsa 2023 tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ary ny 30 sy 31 Martsa 2023 tao... Voir l'article
avril 4, 2023 1:31 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Mbola saro-dalana hatreto ny makany amin’ny Kaominina Antongo ao anatin’ny Distrikan’i Morombe ,na izany na tsy izany dia manana anjara... Voir l'article
avril 4, 2023 1:25 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Kaomina ambonivohitr’Ankiliabo,kaominina tsy dia lavitra ny renivohitry ny Distrikan’i Ampanihy, isan’ireo voa mafy nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Freddy farany teo.... Voir l'article
avril 1, 2023 3:12 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Kaominina 3 no nandalovan’ny caravane humanitaire tao anatin’ny Distrikan’Ampanihy ny 31 Martsa 2023 teo , izay ao anatin’ny hetsika karakarain’ny... Voir l'article
avril 1, 2023 3:04 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Voakasik’ilay rivodoza FREDDY ihany koa ny kaomina Ankazombalala ao anatin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo.Ka ho fanarenana ny fianan’ny mponina dia nandalo... Voir l'article
avril 1, 2023 2:58 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Ny kaominina Ambahikily ao anatin’ny Distrikan’i Morombe no kaominina be traboina indrindra noho ny fiakaran’ny rano be loatra nandritra ny... Voir l'article
avril 1, 2023 2:50 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Tontosa ny 30 sy 31 Martsa 2023 tao Mananjary ny atrikasa fampiofanana ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo, tanjona amin’izany dia ny... Voir l'article