ATRIKASA “MISE A JOUR DU PLAN D’EVACUATION” TAO TOLIARA.
avril 1, 2023 1:42 pm Laissez vos commentairesNotanterahina ny 27 sy 28 Martsa 2023 tao amin’ny “Le Palétuvier” Toliara ny atrikasa “Mise à jour du plan d’évacuation”... Voir l'article
Notanterahina ny 27 sy 28 Martsa 2023 tao amin’ny “Le Palétuvier” Toliara ny atrikasa “Mise à jour du plan d’évacuation”... Voir l'article
Tontosa ny 27 Martsa 2023 tao Mananjary ny atrikasa fampivondronana ireo mpanao gazety an-tsary sy an-tsoratra tao amin’ny Faritra Vatovavy,... Voir l'article
Nandray anjara feno tamin’ny atrikasa ara-teknika ho famolavolana ny drafitra nasionaly miompana amin’ny fanohizana ny asa aman-draharaha mandritra ny loza... Voir l'article
Niainga ny Alahady 25 Martsa 2023,tao Toliara ireo fanampiana milanja 165 taonina sy 500 kg,avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC... Voir l'article
Noraisin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja tety amin’ny Biraony androany Asabotsy 25 Martsa 2023 ireo solontenan’ny TASK... Voir l'article
Ny 18 Martsa 2015 no tapaka tao aorinan’ilay fivoriamben’ny Firenena mikambana mikasika ny fampihenana ny loza izay natao tao amin’ny... Voir l'article
Notanterahina ny faha 21 sy 22 Martsa 2023 tao Manakara ny atrikasa fampivondronana ireo mpanao gazety eo anivon’ny faritra Fitovinany.... Voir l'article
Nankalazaina ny 23 Martsa 2023 teo ny andro maneran-tany momba ny toetr’andro, anisany nankalaza izany ny Lehiben’ny Sampan-draharaha momba ny... Voir l'article
Noraisin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja sy ny Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny , Andriamatoa ANDRIATSIMANDAO Tahirimiakadaza tety... Voir l'article
Nosokafana ny 21 Martsa 2023 tao Morondava ny atrikasa fampivondronana ireo mpanao gazety an-tsary sy an-tsoratra ao Menabe, izay Andriamatoa... Voir l'article