avril 11, 2023 2:13 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Manome tantsoroka ireo fari-piadidim-panjakana sy ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana ao anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana sy Androy ny BNGRC amin’ny fananganana ireo... Voir l'article
avril 5, 2023 6:38 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Tamin’ny alalan’ny fanaovana tombana anatiny ny zavatra efa misy any an-toerana, ny lamina sy ny rafitra, ny enti-manana sy ny... Voir l'article
avril 5, 2023 6:17 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Nandray anjara feno tamin’ny atrikasa izay notanterahina tany Antsirabe, izay natao nandritran’ny telo andro ny herinandron’ny 27 Martsa 2023 ny... Voir l'article
avril 5, 2023 2:21 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Fianakaviana 2 700 na olona manodidina ny 13 500, no nisitraka ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC tato... Voir l'article
avril 5, 2023 2:09 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Isaky ny tonga ny fotoam- pahavaratra dia dibo-drano hatrany ity toerana eto Andohatapenaka ity .Ny antony raha ny fantratra dia... Voir l'article
avril 5, 2023 1:53 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Vary fotsy 1 taonina no natolotry ny orinasa “Brador Madagascar” ny 04 Aprily 2023, hoan’ireo traboina nandritra ny fandalovan’ny Rivodoza... Voir l'article
avril 5, 2023 1:42 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Ny Kaominin’ny Belamoty no Kaominina azo ambara fa saro-dalana indrindra ho an’ny ditrikan’i Betioky Atsimo, izy ihany koa nefa no... Voir l'article
avril 5, 2023 1:37 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Belalanda, Manombo, Ankilimalinika, Marofoty, Soahazo ary Analamisampy izay samy lasibatry ny ranobe nandritra ny fandalovan’ilay rivodoza FREDDY no nahazo ny... Voir l'article
avril 4, 2023 2:06 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Tokatrano 211 no nisitraka ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy ahitana ny Fiadidiana ny... Voir l'article
avril 4, 2023 1:44 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Taorian’ny Distrikan’i Sakaraha dia ny Distrikan’i Toliara II indray no nisitraka ny fanampiana avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC sy... Voir l'article