avril 1, 2023 2:18 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Noraisin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC NY Jeneraly ELACK Olivier tety amin’ny biraony ireo solon-tena avy ao amin’ny “Groupement de Entreprises Franches... Voir l'article
avril 1, 2023 2:10 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Fianakaviana 147 tafo na olona mahery ny 700 no traboina teto amin’ny Kaominin’ny Mahaboboka noho ny rotsak’orana nentin’ilay rivodoza Freddy,... Voir l'article
avril 1, 2023 2:03 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Tonga tao BEABO AMBOVOMBE ny ampahany amin’ireo Fitaovana – Fanampiana avy amin’ny mpiaramiombon’antoka MEDAIR sy UNICEF izay ahitana Gobelets sy... Voir l'article
avril 1, 2023 1:57 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Na dia sarotra sy manahirana aza ny lalana mihazo ny Kaominina Antohabato ao anatin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo, dia tsy nahasakana... Voir l'article
avril 1, 2023 1:50 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Nahitana fiakaran’ny rano be vokatry ny rotsak’orana nentin’ilay rivodoza FREDDY ny tao EJEDA. Nisy akony tamin’ny fiainan’ireo mponina taty an-toerna... Voir l'article
avril 1, 2023 1:42 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Notanterahina ny 27 sy 28 Martsa 2023 tao amin’ny “Le Palétuvier” Toliara ny atrikasa “Mise à jour du plan d’évacuation”... Voir l'article
mars 29, 2023 6:19 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Tontosa ny 27 Martsa 2023 tao Mananjary ny atrikasa fampivondronana ireo mpanao gazety an-tsary sy an-tsoratra tao amin’ny Faritra Vatovavy,... Voir l'article
mars 28, 2023 4:21 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Nandray anjara feno tamin’ny atrikasa ara-teknika ho famolavolana ny drafitra nasionaly miompana amin’ny fanohizana ny asa aman-draharaha mandritra ny loza... Voir l'article
mars 28, 2023 2:45 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Niainga ny Alahady 25 Martsa 2023,tao Toliara ireo fanampiana milanja 165 taonina sy 500 kg,avy amin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny BNGRC... Voir l'article
mars 26, 2023 7:03 pm
Publié par HAJA ANDRIAMAHATANA
Noraisin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja tety amin’ny Biraony androany Asabotsy 25 Martsa 2023 ireo solontenan’ny TASK... Voir l'article