Archives de l'auteur HAJA ANDRIAMAHATANA

NIFAMPIDINIKA TAMIN’ANDRIAMATOA JANEZ LENARCIC, TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONY EO ANIVON’NY KOMISIONA EOROPEANA MISAHANA NY ASA MIFANTOKA AMIN’NY MAHAOLONA SY NY FIATREHANA NY HAMEHANA NY TALE JENERALIN’NY BNGRC

mars 13, 2023 8:43 am Publié par Laissez vos commentaires

Isan’ireo tompon’andraiki-panjakana nanao fihaonana arak’asa tamin’ Andriamatoa Janez Lenarčič, izay olo-manakaja ary Tompon’andraikitra ambony avy eo anivon’ny Kaomisiona Eoropeana misahana... Voir l'article


ATRIKASA ARA-TEKNIKA HO FANAMARINANA SY FANANGONANA IREO TATITRA ARY FANDRAFETANA NY TATITRA MOMBA NY FAKANA NY HEVITRY NY VONDROM-PIARAHAMONINA ARY KOA NY FANAOVANA HO LAHARAM-PAHAMEHANA SY FANKATOAVANA IZANY. FILANA ARA-TSERASERA EO AMIN’NY FIARAHA-MONINA SY FIOFANANA.

février 28, 2023 11:35 am Publié par Laissez vos commentaires

Nanomboka ny 14 Febroary 2023, ny atrikasa fanamarinana sy fanangonana ary fandrafetana ireo tatitra vokatry ny fakan-kevitra ifotony tamin’ireo vondrom-piarahamonina,... Voir l'article